Fiteny yurok

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Yurok (langue))
  

Yurok aminy teny yurok dia midika "mponina amban'dreninrano".

Io dia mponina amerindianina efa teo nisy 10.000 taona izay eo amorontsiraka ny kalifôrnia.

Tamin'atongavan'i Eoropeanina eo amin'ilay faritany taminyu taona 1850 amilay misy volamena ny Yurok tsindraindray dia maty vonoina na maty voa ny aretina. Ilay mponinaa voalohany dia nihidina hatraminy -75% ; ny olona faraparany tao dia voahetsika anatiny Yurok Indian Res. akaiky ny renirano Klamath.

Taminy 24 novambra 1993 ; ilay mponina Yurok nanorana Constitution active teo ambonin'io tany io. Io dia vondrona na Amerindianina tena ngeza indrindra any a kalifornia ; 80% ny olona dia mahantra be ; 70% ny mponina sady tsy manana telefôna no sady tsy manana jiro.

harona Yurok
trano Yurok

Mponina[hanova | hanova ny fango]

Mbola ambangovangony  amin'ny resaka Amérindiens ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.


Ny mponina taminy 1770 dia hitahita eo aminy 2.500-3.100 ny mponina misy teo. Taminy 1870, ny mponina mihisy dia nilatsaka 1.350 dia taminy 1910 izy 700 fotsiny. Araka ny fanisana taminy taona 2000, 4.413 izy tao an'kalifôrnia dia 5.793 zareo anatiny etazonia iray mantolo.



Fombany[hanova | hanova ny fango]

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Ny fombany dia mitovitovy otra ny Karok. Ny tananany dia trano iray ho an'i fianakavina iray ; faha tsy tanana voabaikon'i sefo iray.

tady (rohy)[hanova | hanova ny fango]

tady anatiny wikipedia[hanova | hanova ny fango]

http://es.wikipedia.org/wiki/Yurok

Jereo Koa[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

Ny tranonkalan'ny mponina Yurok