Oiôta
Ny Oiôta na Viôta dia vahoaka teratanin' i Amerika niaina tany California manodidina ny Helondranohon' i Humboldt efa nisy 8 000 taona izay. 500 izao ny isan' ny mponina izao ao avaratr' i Caliornia; io isa io dia ambanin' ny isany (olona 2 000 izareo tamin' ny taonjato faha-19). Misy olon-kafa 350 voasoratra anarana any amin' ny Table Bluffs ; fikambanana namboariny tamin' ny taona 2000.
Ny Oiôta na Viôta dia nijaly tamin' ny herisetran' ny Amerikana tamin' ny taompolo 1850 sy 1860; tamin' izany dia maro dia maro ny olona tsy maintsy mandositra satria be dia be ny olona maty; io fiteny io dia voateny hoe "maty" tamin' ny fahafatesan' ilay olona mpiteny farany an' izy io, Della Prince, tamin' ny taona 1962; Viôta maro no maniry ny hamerina an' io teny io ho velona.