Abenaki

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Abenaki atsinanana (teny))
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Drapeau des Abénaquis de l'ouest
Drapeau des Abénaquis de l'ouest

Mponina Amerindianina miaina any Nouvelle-Angleterre ny Abenaki.

Fivanina ny teny Abenaki[hanova | hanova ny fango]

Ilay anarana Abenaki Avy any amin'ilay teny wabun (hazavana) sy a'Ki (tany) ; afaka tenenitsika koa hoe ny Abenaki "dia mponina ny maraina" na "mponina ny atsinanana" ;

Ny Tany niainany taloha dia Nouvelle Angletere.


Tantara[hanova | hanova ny fango]

Betsaka ny fitenenana rehefa miteny momban'i Abenaki : Wabanaki, Abenaquiois, Abakivis, Quabenakionek, Wabenakies ...

Mpivady Abenaki.

Voaoritran'i Jezoita hoe tsy minana olona sy tsy dia misotro taoka be ny Abenaki. No naman'i Frantsay ny abenaki (niady taminy anglisy ny frantsay) ; lasa andriana Assacumbuit (mponina abenaki) taminy Louis XIV mpanjaka ; Izy no hoe Anjely mpiambona ny frantsay taminy 1670 hatraminy 1760.

Lany ny anglisy sy lany ny aretina ny abenaki ; nanomboka nifindra tany tany Quebec iry izareo taminy 1669 eo-eo. Namen'i Frantsay seigneurie anaky roa izy : ilay voaloany dia eo akaiky ny renirano St François ; Odanak Ind. Reservation izao no anaran'io seigneurie io. Ilay faha roa dia ilay seigneurie ny Bécancour ; ny anarany izao dia Wolinak Ind. Reservation.

Niady taminy amerikana aveo ny Abenaki ny Becancour mba hiaro ny taniny ; ary niady niarakaminy "Patriotes" aveo izareo taminy 1837.

Norridgewock ny tananany ; nalain'i Anglisy io tanana io taminy 1724 dia maty ny misionaty Rasle tamin'io, nisy no nifindra tany tany Odanak, ary tao amin'io no nisy mponina nandositra avy any Nouvelle Angleterre.

Taminy taona 1900, voaseho ny Malesita ny renirano St jean ao anatiny faritany ny Nouveau Brunswick sy any Quebec (820 izy) ny Passamoquoddy ao anatin'i Maine (400 izy) , ny Penobscot any Old Town any Maine koa, sy ny mponina Abenaki any Odanak sy any Beancour

Jeôgrafia[hanova | hanova ny fango]

Tanindrazan'i Abenaki

Rohy[hanova | hanova ny fango]

Jereo Koa[hanova | hanova ny fango]