Oiôta

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Wiyot (langue))
  
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Ny Oiôta na Viôta dia vahoaka teratanin' i Amerika niaina tany California manodidina ny Helondranohon' i Humboldt efa nisy 8 000 taona izay. 500 izao ny isan' ny mponina izao ao avaratr' i Caliornia; io isa io dia ambanin' ny isany (olona 2 000 izareo tamin' ny taonjato faha-19). Misy olon-kafa 350 voasoratra anarana any amin' ny Table Bluffs ; fikambanana namboariny tamin' ny taona 2000.

Ny Oiôta na Viôta dia nijaly tamin' ny herisetran' ny Amerikana tamin' ny taompolo 1850 sy 1860; tamin' izany dia maro dia maro ny olona tsy maintsy mandositra satria be dia be ny olona maty; io fiteny io dia voateny hoe "maty" tamin' ny fahafatesan' ilay olona mpiteny farany an' izy io, Della Prince, tamin' ny taona 1962; Viôta maro no maniry ny hamerina an' io teny io ho velona.

Jereo Koa[hanova | hanova ny fango]