Aller au contenu

Tandroka

Avy amin'i Wikipedia
Omby lava tandroka ao Afrika Atsinanana

Ny tandroka na tsifa dia tendro mafy mipoitra amin' ny lohan' ny biby sasany izay ataony fiadiana. Afaka miforona amin' ny keratinina irery izy io (raha ao amin' ny tokantandroka sy ny biby mitovitovy karazana aminy) na amin' ny taolana rakotra keratinina (raha ao amin' ny omby sy osy na ny biby mitovitovy amin' izy ireo). Ny tandroka dia ampiasain' ny biby manana azy mba hiarovana ny tenany na mba hiantohana ny fahamboniany ao amin' ny vondrom-baviny na ao amin' ny fizaran-tany misy azy.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

  • Hoho
  • Kitro