Hankany amin'ny vontoatiny

Sotrobe

Avy amin'i Wikipedia
Sotrobe

Ny sotrobe dia fitaovana an-dakozia misy tahony somary lava sy lohany boribory miedrika antsasaka bola, somary lalina, toy ny sotro fa saingy lehibe. Ampiasaina indrindra ny sotrobe mba handoarana ny sakafo, na fangaron-tsakafo na zava-manitra avy amin' ny vilany na fitoeran-javatra lalina hafa. Misy ny vita amin' ny vy, amin' ny firapotsy, amin' ny volafotsy, amin' ny viraty, na amin' ny vera (hizaràna tsindrin-tsakafo), ary amin' ny plastika.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]