Hankany amin'ny vontoatiny

Fanendazana

Avy amin'i Wikipedia
Fanendazana

Ny fanendasana na lapoaly dia fitaovana an-dakozia, toy ny vilany fa fisaka, misy tahony lavalava fandraisana azy, tsy misy sarony, ampiasaina hanendasana sakafo isan-karazany toy ny hena, ny anana na ny atody sns. Matetika izy io dia manana savaivo 20 ka hatramin' ny 30 sm sy sisiny iva. Ny fanendazana lehibe kokoa dia mety manana tahony kely minatrika amin' ny tahony lehibe.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]