Sosom-pana
Fiseho
| Habakabaka ivelany (> 10.000 km) | |||
| Ivelan-tsosondrivotra (800 - 10.000 km) | |||
| Sosom-pana (80 - 800 km) | |||
| Soson-drio (50 - 500 km) | |||
| Soson-drivotra afovoany (50 - 80 km) | |||
| Soson-drivotra ambany (11 - 50 km) | Soson'ôzônina (10 - 50 km) | ||
| Sosom-pikoriana(0 - 11 km) | |||
Ny sosom-pana dia sosona fahaefatry ny soson-drivotry ny Tany. Izay ao ambonin'ny soson-drivotra afovoany ary ao ambanin'ny ivelan-tsosondrivotra. Ny mahatonga ny anarany ho sosom-pana dia ny hafanan'ilay sosona (izay mahatratra hatrany amin'ny 2.500°C) vokatry ny taratra UV izay mahatonga ny tsivaky ho lasa rio. Noho io rio io dia mitaratra ny onja fohy. Tena ilaina amin'ny fifandraisana amin'ny onja io.