Soson-drio

Avy amin'i Wikipedia
Soson-drivotry ny tany
Habakabaka ivelany (> 10.000 km)
Ivelan-tsosondrivotra (800 - 10.000 km)
Sosom-pana (80 - 800 km)
Soson-drio
(50 - 500 km)
Soson-drivotra afovoany (50 - 80 km)
Soson-drivotra ambany (11 - 50 km) Soson'ôzônina
(10 - 50 km)
Sosom-pikoriana(0 - 11 km)
Soson-drio

Ny soson-drio (anglisy: ionosphere) dia faritry ny sosondrivotry ny Tany izay manomboka eo amin'ny enimpolo hatramin'ny arivo kilometatra miala ny Tany. Izy io dia ahitana sosom-pana ary ny ivelan-tsosondrivotra. Izy io dia ahitana rio noho ny tanamasoandro ary mandray anjara amin'ny ara-tsoson-drivotra. Zavatra lehibe izy io satria amn'ny soson-drio no ahafahana mampiely fampahalalana amin'ny alalan'ny onja fohy.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.