Somera
Apparence
(tonga teto avy amin'ny Someriana)
I Somera dia faritra tany Azia Andrefana tamin' ny Andro Taloha izay mifanandrifindrify amin' ny Babilonia tamin' ny andro tantaraina ao amin' ny Baiboly, ao atsimon' i Mesôpôtamia (i Iràka ankehitriny) izay mandrakotra tany lemaka vakivakin' ny ony Tigrisy (na Tigra) sy ny ony Eofrata ary ahitana ao atsimony ny Helodrano Persika. Amin' ny fiteny akadiana dia atao hoe Shumeru izy.