Sokatra
Ny sokatra dia biby iray karazana amin'ny reptiles, Ahitana karazany 300 mahery izy ary azo zaraina vondrona 3 : ny sokatra an-tanety, ny sokatra an-dranomasina, ary ny sokatra sady afaka miaina an-tanety no afaka miaina anaty rano.
Tantara[hanova | hanova ny fango]
Inoana ho tamin'ny fotoanan'ny dinôzôro, 200 tapitrisa taona tany aloha tany no nisian'ny sokatra voalohany. Ady hevitra be ny momba ny tena razambeny marina.
Fiarovana[hanova | hanova ny fango]
Ny ankabeazan'ny sokatra dia voaaro, koa amin'ny ankapobeny dia tsy azo atao araka izany ny miompy, mividy na mivarotra sokatra, ary indrindra indrindra ny manondrana azy ireny. Any andafy, dia azon'ny olona te hifandray akaiky amin'ny sokatra atao ny manatona ivon-toerana fiompiana sy fiarovana azy ireny ary mirotsaka ho mpanampy terem-panahy.
Misy fifanarahana CITES natao tany Washington mitanisa ny karazan-tsokatra tsy azo varotana. Sazy mafy no setrin'ny fandikana izany fitsipi-pifehezana izany.
Ny fahalotoan'ny tontolo iainana, ary singanina manokana amin'izany ny ateraky ny harona plastika, eo koa ny fampiasana harato ary ny fiovaovan'ny toetrandro no antony voalohany mahalany tamingana ny sokatra.
Sakafo[hanova | hanova ny fango]
Maro samihafa ny sakafon'ny sokatra, arakaraky ny karazany. Ny sasany mihinana vilona, ny hafa mihinana hena, misy koa sady mihinana zavamaniry no mihinana nofom-biby.
Amin'ny ankapobeny dia mihinana zavamaniry ny sokatra an-tanety : ravinkazo na voankazo samihafa, mety hiampy sifotra koa indraindray. Tsy tokony homena hena, nofon-trondro, sakafon'alika na sakafon-tsaka, paty, vary, mofo na ronono izy ireny; hohaniny soa aman-tsara ireny kanefa tena mety hanimba ny fahasalamany (mampiova endrika ny carapace, mampihena ny fahelam-piainany...).
Nefa ny sokatra an-drano indray dia sady mihinana zavamaniry no mihinana henam-biby ihany koa. Matetika dia amin'ny fahatanorany izy no mihinan-kena ary manjary mizatra zavamaniry arakaraky ny handrosoan'ny taonany ...
Tomban-taona iainana[hanova | hanova ny fango]
Marina fa ela velona ny sokatra, nefa vitsy ihany kosa ny maharitra taonjato iray. Ny salanisam-pahaveloman'ny sokatra dia eo amin'ny 50 taona eo ho eo. Anisan'ny voatahiry amin'ny fahela velon'ny sokatra ny an'i Harriet, sokatra mankadiry iray avy tany amin'ny nosy Galapagos.
lahy sa vavy[hanova | hanova ny fango]
Mahatsikaiky ny mahalahy na mahavavy ny sokatra sasany : raha akotrika ao anaty fasika mangatsiatsiaka (20 °C) na mafana be (40 °C) hono ny atodiny dia miteraka sokatra vavy, nefa raha mari-pana antonontonony kosa dia manome sokatra lahy.
Afaka fantarina ihany koa ny sokatra efa lehibe hoe lahy na vavy. Ho an'ny lahy dia somary milentika ny kibony raha toa mivoitra kosa izany ho an'ny vavy. Sady manamora ny firaisana izany no manamora ny fanatodizana ihany koa. Ny hohon'ny sokatra lahy koa dia somary mibiloka sy lava, saingy mahitsy sy fohy kokoa kosa ny an'ny vavy. Fanampin'izay dia lehibe kokoa ny rambon'ny sokatra lahy raha miohatra amin'ny sokatra vavy.
Ny sokatra vao foy dia tsy fantatra na lahy na vavy. Mila miandry eo amin'ny 3 na 4 taona eo vao afaka inoana ny mahalahy na vavy azy.
Arribada[hanova | hanova ny fango]
Amin'ny fotoana maha-iva indrindra ny ranomasina sy ny onja, dia miara-manatody ny sokatra eny amin'ny morontsiraka. Io no atao hoe arribada.
Foto-kevitra momba ny sokatra e[hanova | hanova ny fango]
Amin'ny fisainana tatsinanana dia midika fahendrena, fahela velona, tsi-fahafatesana, ary ny Tany ny sokatra.
- (French) Lahatsoratra momba ny dikan'ny sokatra nataon'ny mpikambana amin'ny Wikipédia anankiray tamin'ny taona 2004.
Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]
sehatra momba ny sokatra eto madagasikara[hanova | hanova ny fango]
- (German) Vermisste Landschildkröten (Eva Knon) - Sehatra an'i Eva Knon, momba ny fiompiana sokatra eto Madagasikara(amin'ny teny alemanina)
sehatra miteny anglisy[hanova | hanova ny fango]
- University of Canberra, Australia - Ny sokatra sy biby ao Aostralia.
- Melissa Kaplan - Fiompiana sokatra.
- Tess Cook - tortues-boîtes (Terrapene, Cuora...)
- British Chelonia Group - Fikarakarana ny sokatra
- Carapax - The European Center for Chelonian Conservation
- Mysty Corton's Care Centre - Mpiompy sokatra aty Afrika
- World Chelonian Trust - Fikambanana amerikana tarihin'i Darrell Senneke.
- Herbert Becker - Fiompiana ny sokatra an-drano (Clemmys, Sternotherus, Heosemys, Mauremys, Emys et Cuora)
- DGHT -
- GCTTS - Gulf Coast Turtle and Tortoise Society
- Homopus Research Foundation - Fikarohana sy fitandrovana ny Homopus
- DiamondBack Terrapins - momba ny Malaclemys terrapin
- NTTS - The National Turtle & Tortoise Society, fikambanan'ny mpankafy Geochelone (Centrochelys) sulcata, amerikana
- The New York Turtle and Tortoise Society - Fikambanana nytts miaro ny sokatra
- Mike Pingleton's Geochelone carbonaria - Fiompiana Geochelone carbonaria iandraiketan'i Mike Pingleton (World Chelonian Trust)
- Hatchling Haven - Takelaka sex cam manokan'i Darrell Senneke, talen'ny World Chelonian Trust
- Foundation Turtle - Stichting Schildpad any Holandy
- European Studbook Foundation - Vondrona iombonan'ny mpiompy sokatra any Eoropa, miaro ny karazany mba tsy ho lany tamingana
- Sulcata Station - Fanabeazana Geochelone (Centrochelys) sulcata
- American Tortoise Rescue - Fikambanana amerikana ahafahana miompy sokatra (ho an'ny mpikambana ihany, mariho tsara fa arahin'ny fikambanana maso akaiky ireo sokatra !)
- CTTC - California Turtle and Tortoise Club
- Tortoise Trust - Fikambanana anglisy ny Tortoise Trust
- The Tortoise Reserve - Firaisamben'ny mozea, zoos, fikambanana miaro ny sokatra eran-tany.
- TSA - Turtle Survival Alliance, mpiara-miombon'antoka amin'ny UICN ho fiarovana ny sokatra sy ho fampiroboroboana ny teknikam-piompiana azy
Sehatra amin'ny teny alemanina[hanova | hanova ny fango]
- "Cuora amboinensis Kamaroma", Rui Pessoa,2007, Lisbon, Portugal
Faszination Schildkröten (Stefan Kundert) - Fiompiana Geochelone carbonaria
- Andreas Hennig - Fiompiana zavamananaina mivelona anaty rano
- Herbert Becker - Fiompiana sokatra mivelona anaty rano (Clemmys, Sternotherus, Heosemys, Mauremys, Emys et Cuora)
- DGHT - Deutsche Gesellschaft für Herpetologie und Terrarienkunde
- Fritz Wüthrich - Fiompiana Emys orbicularis (cistude)
- Geochelone (Marion Minch) - Fiompiana Geochelone elegans, Geochelone pardalis, ary Geochelone carbonaria
- ISV - Fikambanana Internationale Schildkröten Vereinigung
- Fredi Lupedi - Fiompiana Testudo boettgeri
- Nabeulensis (Eva Knon) - Fiompiana Testudo (Furculachelys) nabeulensis
- Susanne et Gerd Vogt - Fiompiana Testudo porno chat boettgeri
- Daniel Rädiker - Fiompiana sokatra (mety ahitana olana kely ny sary)
- Dominik Müller - Fiompiana Testudo hermanni, hercegovinensis, graeca ary marginata
- Helmut Beck - Fiompiana sokatra
- SFO - Fikambanana livesex otrisianina Schildkrötenfreunde Österreichs
- SIGS - Fikambanana erotik cams soisy Schildkröten-Interessengemeinschaft Schweiz
- Sternotherus (Herbert Becker) - Fiompiana Sternotherus (misy sary maro)
- Eva Knon - Fiompiana Mobile Webcam Testudo hermanni (sy boettgeri), Testudo (Agrionemys) horsfieldii, ary Pyxis arachnoides
- Villa Testudo - Fikambanan'i Gerhard Eger SexCams momba ny fiompiana Testudo
- Xaver Wapelhorst - Fiompiana sokatra an-drano
- Landschildkröten
Sehatra amin'ny teny italiana[hanova | hanova ny fango]
- Tartaruga palustre Emys orbicularis - Fiompiana cistudes
- Testudo marginata - Fiompiana Testudo marginata any amin'ny sisin'i Mediteranea any Eoropa
- Testudo hermanni Site - Fiompiana Testudo hermanni
- Tarta Club Italia - Fiompiana sokatra. Famaritana maro momba ny karazan-tsokatra
- Henodus Chelyops Sehatra feno sary : Karazam-biby, fanadihadiana, tranga vitsy, kolokolo, sary manaitra, sns…
- TartaPortal - Tokontanibe momba ny sokatra tsy dia
- Il mondo delle tartarughe - Fiompiana Testudo
- Tartarughe.org - Fiompiana Testudo hermanni (Tortue d'Hermann)
Sehatra amin'ny teny espaniola[hanova | hanova ny fango]
- Tortugamania - Fiompiana Trachemys scripta elegans.
Sehatra amin'ny teny neeralandey (Pays Bas)[hanova | hanova ny fango]
- Schildpaddencentrum - Ivon-toerana Alphen aan den Rijn
- Hildamania - Sehatr'i Hilda momba ny fiompiana Geochelone carbonaria
Sehatra momba ny lalàna[hanova | hanova ny fango]
- Ny lalàna frantsay momba ny sokatra Sehatra ofisialy frantsay
- sur le site FFEPT
- Lalàna, hita tao amin'ny sehatr'i Jacques Prestreau - Jacques Prestreau, mpamorona ny lahadinika momba ny sokatra ao amin'ny Yahoo.
Sehatra ahitana sary ahafahana mamantatra ny karazan'ny sokatra iray[hanova | hanova ny fango]
Sehatra momba ny fiarovana ny sokatra an-dranomasina[hanova | hanova ny fango]
- Chelon - Fandaharan'asa italiana momba ny fikarohana sy fiarovana ny sokatra an-dranomasina ny CHELON Marine Turtle Conservation and Research Program
- EuroTurtle 21c - Tetikasa eoropeana
- Medasset - Mediterranean association to save the sea turtles. Tetikasa lehibe eoropeana momba ny fiarovana ny sokatra an-dranomasina any Meditaranea
- Lisitr'ireo organisations eoropeana miaro sy mikajy ny sokatra an-dranomasina
- Seaturtle.org Fikambanana amerikana manome angona amin'ny Internet ho an'ny organisma manao fikarohana momba ny sokatra an-dranomasina, na miaro azy
- (German) Turtle Foundation
- (English) Turtle Foundation
- Cayman Turtle Farm fiarovana sokatra an-dranomasina ao amin'ny nosy Cayman
- Turtle Trax Ivon-toerana fiarovana sokatra an-dranomasina ao Hawaii
Ny krizy lehibe mahazo ny sokatra any Azia[hanova | hanova ny fango]
- ATCN - Asian Turtle Conservation Network
- (French) World Chelonian Trust - takelaky ny World Chelonian Trust momba ny krizy mahazo ny sokatra any Azia, ahiana ho lany tamingana haingana
- NYTTS - New York Turtle gay cam and Tortoise Society
- NYTTS Spécial Vietnam - Cuc Phuong Conservation Project & New York Turtle and Tortoise Society
Sehatra hafa[hanova | hanova ny fango]
- Kisary momba ny firafitry ny sokatra, ny atiny na ny karany
- Sary . . mihetsika, sokatra nalaina tany amin'ny Ranomasina Mena, tao Charm el-Cheikh]
- [Sary sy karatra postaly
- (English) TurtleShop Sary sy karatra postaly
- (German) TurtleShop Sary sy karatra postaly