SliTaz

Avy amin'i Wikipedia
  

Ny SliTaz GNU/Linux dia tetikasa informatika natombok'i Christophe Lincoln tamin'ny 2006. Izy io dia fizaràna Linux manana système de fichier manan-danja 80 Megaôktety, ary ny sarindrakiny dia misy 25 megaôktety eo ho eo. Tamin'ny Aprily 2008, anisan'ny fizarana Linux maivana indrindra manana interface grafika ny Slitaz.

Azo alefa avy amina CD na lakile USB ny rindrankajy SliTaz, mampiasa tontolo JWM (LXDE amin'ny version vao haingana) miaraka amin'ny Xvesa, ary mampiasa BusyBox izy amin'ny foto-taony. Manana fitaovana maro izy ary misy rindrankajy amerenana ny rakitra very ; azo hadika eo amin'ny kapila izy na hadika any amin'ny tadidy.

Rohy Ivelany[hanova | hanova ny fango]

Mpandrindra milina
Apple : System 5 · System 6 · System 7 · Mac OS 8 · Mac OS 9
Linux : Arch Linux · Debian · Frugalware · Fedora · Funtoo · Gentoo · Mandriva · Red Hat · Slackware · SUSE · Ubuntu
GNU : Debian GNU/Hurd · Arch Hurd
BSD : FreeBSD · NetBSD · OpenBSD · DragonFly BSD · PC-BSD
Microsoft Windows : MS-DOS 1 2 3.x 95 · 98 · 98SE · 2000 · ME · XP · Vista · 7
IBM : AIX · MVS · OS/2 · OS/360 · OS/390 · z/OS · OS/400