Kajimirindra
Apparence
(tonga teto avy amin'ny Informatika)
Ny kajimirindra na koa informatika (amin'ny teny frantsay informatique; amin'ny teny anglisy computer science) dia taranja ara-tsiansa mikasika ny fikajikajiana ny data. Ny mpahay kajimirindra dia olona manam-pahaizana amin'ny teôrian'ny fikajina ary amin'ny fanatontosana rafitra mikajy.
Jereo
[hanova | hanova ny fango]- Kajimirindra Malagasy Archived Septambra 28, 2007 at the Wayback Machine : Fikambanan' ny Malagasy mikirakira na mampiasa Kajimirindra.
- GNU Linux Malagasy Archived Aprily 11, 2021 at the Wayback Machine : Sehatra ho an'ireo mpankafy GNU Linux
- AMUL Archived Mey 16, 2014 at the Wayback Machine : Fikambanan'ireo mampiasa ny "Logiciels libres"
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Computer science |