Mandriva

Avy amin'i Wikipedia
Sary:Mandriva-logo.jpg
Lôgô an'i Mandriva
Biraon'i Mandriva Linux amin'ny fiteny portogey

I Mandriva S.A dia orinasa frantsay mpanamboatra ny mpandrindra milina Mandriva Linux : vokatry ny fikambanan'ny orinasa dimy ilay orinasa : Mandrakesoft any Frantsa, Conectiva avy any Brazila, Edge IT (Frantsa), Lycoris (Etazonia) ary Linbox (Frantsa).

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.