Sim'hat Torah

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Simkhat Torah)

Ny Sim'hat Torah (hebreo: שמחת תורה / "hafalian' ny Lalàna") dia fety jiosy ankalazana ny Torah ("Lalàna") ka itondrana am-pilaharana ny horonam-boky mirakitra azy. Tanterahina amin' ny 22 sy 23 Tishri izany fety izany.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]