Sakamalao

Avy amin'i Wikipedia
Sakamalao
Vonin-tsakamalao
Fambolena sakamalao

Ny sakamalao na sakamalaho na sakarivo na sakaviro na sakaitany dia zavamaniry manana vahatra (vodiny) fampiasan' ny olona amin' ny sakafo mba hahazoana tsiro mafanafana. Avy any amin' ny faritry ny zanapehintany any Azia io zavamaniry io. Ampiasaina ihany koa amin' ny fitsaboana nentim-paharazana izy. Ny anarany ara-tsiansa dia Zingiber officinale.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]