São Paulo (Faritany)
Fiseho
23°32′51″S 46°38′10″W / 23.547500°S 46.636110°W
São Paulo (Faritany)
| |||
| Velarantany | 248,219,5 km2 | ||
| Isan'ny mponina | 44,420,459 | ||
| Tanàn-dehibe | NC | ||
| Ben'ny tanàna | NC | ||
| Firenena | |||
| Fanjakana | NC | ||
| Faritany | Sao Paulo | ||
| Faritra | NC | ||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | NC | ||
I São Paulo dia fanjakana federaly ao Brazila. Ny renivohiny dia São Paulo. Ny velarantanin'ilay faritany dia 248 219,5 kilometatra toradroa ary ny isam-poniny dia 44 420 459.
Lalana
[hanova | hanova ny fango]Ao amin'ny fanjakana dia misy lalambe monisipaly 15.000 kilometatra, làlam-panjakana 22.000 kilometatra ary lalambe federaly 900 kilometatra.
Tanàna lehibe
[hanova | hanova ny fango]Ny São Paulo dia 645 kaominina. Jereo koa: Lisitry ny kaominina ao amin'ny fanjakan'i São Paulo [1]
- São Paulo – 12.325.232 mpoina
- Guarulhos – 1.392.121
- Campinas – 1.213.792
- São Bernardo do Campo – 844.483
- São José dos Campos – 729.737
- Santo André – 721.368
- Ribeirão Preto – 711.825
- Osasco – 699.944
- Sorocaba – 687.357
Fanjakana federaly ao Brazile
[hanova | hanova ny fango]| Faritany | Sary | Faritany depuis … | ||
|---|---|---|---|---|
| Acre | Rio Branco | 1920 - 1962 | ||
| Alagoas | Maceió | 1889 | ||
| Amapá | Macapá | 1943 - 1988 | ||
| Amazonas | Manaus | 1889 | ||
| Bahia | Salvador | 1889 | ||
| Ceará | Fortaleza | 1889 | ||
| Distrito Federal (Brazila) | Brasília | 1960 (district federal ) | ||
| Espirito Santo | Vitória | 1889 | ||
| Goiás | Goiânia | 1889 | ||
| Maranhão | São Luís | 1889 | ||
| Mato Grosso | Cuiabá | 1889 | ||
| Mato Grosso do Sul | Campo Grande | 1979 | ||
| Minas Gerais | Belo Horizonte | 1889 | ||
| Pará | Belém | 1889 | ||
| Paraíba | João Pessoa | 1889 | ||
| Paraná | Curitiba | 1889 | ||
| Pernambuco | Recife | 1889 | ||
| Piauí | Teresina | 1889 | ||
| Rio de Janeiro | Rio de Janeiro | 1889 | ||
| Rio Grande do Norte | Natal | 1889 | ||
| Rio Grande do Sul | Porto Alegre | 1889 | ||
| Rondônia | Porto Velho | 1981 | ||
| Roraima | Boa Vista | 1943 -1988 | ||
| Santa Catarina | Florianopolis | 1889 | ||
| São Paulo | São Paulo | 1889 | ||
| Sergipe | Aracaju | 1889 | ||
| Tocantins | Palmas | 1988 |
- ↑ IBGE: Cidades@ São Paulo.