Aller au contenu

Tocantins

Avy amin'i Wikipedia

10°10′03″S 48°19′40″W / 10.167450°S 48.327660°W / -10.167450; -48.327660

Tocantins
-
Velarantany 277,620,9 km2
Isam-ponina 1,511,460 mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna NC
Firenena Brazila Brazila
Faritany Tocantins
Faritra NC

Tocantins, dia anisan'ny fanjakana federaly ao Brazila. Noforonina tamin'ny 1988 io faritany io avy amin'ny singa avaratr'i Goiás. Natomboka tamin'ny 1989 ny fanorenana ny renivohitra vaovao, Palmas, na dia maro aza ireo tanàna naorona tamin'ny fanjanahantany portogey afaka natao ho renivohitra.

Isam-ponina

[hanova | hanova ny fango]

Ny tanàna be mponina indrindra dia Palmas, Araguaína, Gurupi ary Porto Nacional.

Mitombo haingana ny isam-ponin'ilay faritany toa ny isam-ponin'ny renivohiny. Olona mahery ny dimy alina sy iray hetsy no teraka na nifindra monina tao amin'ny faritan'i Tocantins.

Tanàna lehibe

[hanova | hanova ny fango]


Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Jereo Koa

[hanova | hanova ny fango]