Aller au contenu

Amapá

Avy amin'i Wikipedia
Sain'i Amapá
Saritanin'i Amapá

0°02′20″N 51°03′59″W / 0.038890°N 51.066390°W / 0.038890; -51.066390

I Amapá dia faritany mizaka-tena ao Brazila. Ny renivohiny dia Macapá. Ny velarantanin'ilay faritany dia 142 814,585 kilometatra toradroa ary ny isam-poniny dia 684 301.

Kaominina

[hanova | hanova ny fango]

Amapá, Calçoene, Cutias, Ferreira Gomes, 'Macapá, Itaubal, Laranjal do Jari, Mazagão, Oiapoque, Porto Grande, Pedra Branca do Amapari, Pracuúba, Santana, Serra do Navio, Tartarugalzinho sy Vitória do Jari

Renirano sy Ony

[hanova | hanova ny fango]

Amapá dia mipetraka ao Amazôna sy Oiapoque (renirano)

Jereo Koa

[hanova | hanova ny fango]