Roanda-Orondy

Avy amin'i Wikipedia

I Roanda-Orondy dia isan'ny empiran'ny mpanjanatany alemàna tao Afrika, fitambaran'i Roanda sy Borondy ankehitriny, izay nomen'ny Fikambanan'ny Firenena ho eo ambany fiahian'i Belzika tamin'ny taona 1919 rehefa resy tamin'ny Ady Lehibe Voalohany I Alemaina. I Belzika no nahazo fahefana hanjanaka azy ka tsy tapitra izany raha tsy tamin'ny nahazoan'i Roanda sy Borondy ny fahaleovan-tenany tamin'ny volana Jolay 1962. Atao hoe Ruanda Urundi izy amin'ny teny alemàna.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]