Repoblika Sôsialista Sôvietikan' i Okraina
Ny Repoblika Sôsialista Sôvietikan' i Okraina na Repoblika Sôsialista Sôvietika Okrainiana dia iray amin' ny repoblikan' ny Firaisana Sôvietika, teo anelanelan' ny 30 Desambra 1922 sy ny faharavan' ny Firaisana Sôvietika tamin' ny taona 1991. Io no repoblika faharoa tao amin' ny Firaisana Sôvietika raha ny mponina ao aminy no heverina, ary ny fahatelo amin' ny velarana (3 % amin' ny velarana ary 18 % amin' ny mponina ao aminy). Iray amin' ny firenena mpanorina sy mpikambana ao amin' ny Firenena Mikambana izy.
Amin' ny teny okrainiana izy dia atao hoe Українська Радянська Соціалістична Республіка / Ukrayins'ka Radians'ka Sotsialistytchna Respublika; amin' ny teny rosiana kosa dia Украинская Советская Социалистическая Республика / Ukrainskaia Sovietskaia Sotsialistitcheskaia Respublika; ara-bakiteny: Repoblika Sôsialistan' ny Mpanolotsaina Okrainiana").
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]- Repoblika Sôsialista Federativa Sôvietikan' i Rosia
- Repoblika Sôsialista Sôvietikan' i Armenia
- Repoblika Sôsialista Sôvietikan' i Azerbaijàna
- Repoblika Sôsialista Sôvietikan' i Bielôrosia
- Repoblika Sôsialista Sôvietikan' i Estônia
- Repoblika Sôsialista Sôvietikan' i Jeôrjia
- Repoblika Sôsialista Sôvietikan' i Kazakstàna
- Repoblika Sôsialista Sôvietikan' i Kirgizistàna
- Repoblika Sôsialista Sôvietikan' i Letônia
- Repoblika Sôsialista Sôvietikan' i Litoania
- Repoblika Sôsialista Sôvietikan' i Môldavia
- Repoblika Sôsialista Sôvietikan' i Okraina
- Repoblika Sôsialista Sôvietikan' i Ozbekistàna
- Repoblika Sôsialista Sôvietikan' i Tajikistàna
- Repoblika Sôsialista Sôvietikan' i Torkmenistàna