Rafi-pitantanam-piangonana
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny rafi-pitantanam-piangonana na rafitra dia ny rafitra enti-miasa sy mitondra ary mifampifehy ao amin'ny fiangonana iray. Ny fosafidianana ny rafitra harahina eo amin'hy fiangoana itay dia miankina amin'ny fiheverany ny toeran'ny fiangonana araka ny ekleziôlôjiany.
Ireto ny rafitra be mpahalala:
- ny rafitra episkôpaly na episkôpaliana
- ny rafitra presbiteriana
- ny rafitra kôngregasiônaly
- ny rafitra kôneksiônaly