Rabesa Zafera Antoine

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche
Rabesa Zafera Antoine
Ankapobeny
Anarana Rabesa Zafera Antoine
Teraka 20 May 1950
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Flag of Madagascar.svg Madagasikara
Karazana Malagasy
Asa : Mpampianatra amin'ny Oniversite
Asa hafa Mpanao politika
Taona niasana 1975
Fiainana manokana
Seha-pitiavana vady

Rabesa Zafera Antoine dia olo manga malagasy,teraka tamin'ny 20 May 1950 tao Antsohihy. Ny asa ataony dia filohan'ny Oniversite Mahajanga[1] sady mpampianatra mpikaroka ara-tsiantifika.


Biôgrafia[hanova | hanova ny fango]

Rabesa Zafera Antoine[2] dia olo manga no sady mpanao politika malagasy,tamin'ny 23 Aprily 2010 voafidy filoha hitantana Oniversite Mahajanga izy.

Diplôma[hanova | hanova ny fango]

Manana mari-pahaizana Injeniora Agrônomia tao amin'ny oniversite Nogent s-M. sy Montpellier. Manana Dôkotorà amin'ny Siansa Biolojika tao amin'ny Oniversite Claude-Bernard Lyon I sy Pierre-sy-Marie-Curie Paris 6. Manana mari-pahaizana ambony momban'ny filôzofika tao amin'ny Oniversite Claude-Bernard Lyon 1.

Politika[hanova | hanova ny fango]

Minisitra[hanova | hanova ny fango]

Tamin'ny taona 1983-1991,napetrak'i Amiraly Didier Ratsiraka minisitra raram-bahiny, Ny taona 2010[3],natao minisitra fampianarana ambaratonga ambony sy ny fikarohana ara-tsiantifika tamin'ny fitondrana Tetezamita Andry Rajoelina.

Ambasadôro[hanova | hanova ny fango]

Taorian'ny maha minisitra azy dia nalefan'ny Ratsiraka Didier ambasadôra madagasikara tany Allemagne izy.

Filohan'ny Oniversite[hanova | hanova ny fango]

Ny 23 Aprily 2010[4],dia nandray asa maha filoha Oniversite Mahajanga azy i Pr Rabesa Zafera Antoine.
Ireo sokajim-pianarana niforony tao amin'ny Oniversite Mahajanga :

  • Institut Universitaire de Gestion et de Management (IUGM)
  • Institut Biologie Appliqué (IBA)
  • École de Droit et Science Politique (EDSP)
  • École de Tourisme (ET)
  • École de Langue et de Civilisation (ELC)
  • ISSTM[5]
  • EATP
  • Institut d'odontostomatologie tropicale de Madagascar

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Tsiahy[hanova | hanova ny fango]

  1. http://www.madagate.com/reportages/manifestation/2170-andry-rajoelina-inaugure-la-nouvelle-universite-de-mahajanga.html
  2. http://www.madagascar-tribune.com/Pr-Rabesa-Zafera-Antoine-installe,13935.html
  3. http://www.zinfos974.com/Madagascar-Un-nouveau-gouvernement-d-union-nationale-nomme_a27273.html
  4. http://www.lexpressmada.com/blog/actualites/mahajanga-le-president-provisoire-de-luniversite-limoge-15901
  5. http://www.univ-mahajanga.edu.mg/etablissements/isstm/

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.