Panônia
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Panônia (latina: Pannonia) dia faritany iray ao amin'ny Empira Romana voafehin'ny Danubio any avaratra sy atsinanana, miankandrefana miaraka amin'i Noricum sy Italia ambony, ary mianatsimo miaraka amin'i Dalmasia sy Moesia ambony. Panônia dia tao amin'ny faritanin'i Hôngria Andrefana ankehitriny, Slôvakia andrefana, Aotrisy atsinanana, Kroasia avaratra, Serbia avaratra-andrefana, Slovenia avaratra, ary Bosnia sy Herzegovina avaratra.