Oram-baratra

Avy amin'i Wikipedia

Ny oram-baratra dia orana mahery vaika izay milatsaka betsaka amin' ny faritra iray, arahin' ny fipoahan' ny varatra sy tselatra. Matetika dia miteraka tondradrano izay orana izany, indrindra amin' ny tany be fikintoanana sady ikoriananan' ny ranon' orana manaraka ny fisolampin' ny lohasaha, ka mampitombo ny rano amin'ny renirano.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]