Tselatra
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny tselatra dia ny fianjeran'ny elektrona entin'ny orana sy rivotra avy amin'ny rahona eto an-tany. Ny vy maranitra (antsoina hoe fandri-baratra) amin'ny tafon-trano no fianjerany. Raha tsy misy ny fandri-baratra dia mety ny olona, biby na hazo no ianjerany ka maty na may ilay voan'ny loza.
Ny tselatra dia miara-hita amin'ny varatra.