Oniversiten' i Toliara
Fiseho
Oniversite Toliara![]() | ||
Teny filamatra | "Toliara tsy miroro (Toliara ne dort jamais)" | |
Niorina | 1971
| |
Firenena | ![]()
| |
Filoha | Dinat Alphonse
| |
Ny Oniversite Toliara dia sekolim-panjakana ambaratonga ambony, miorina ao Toliara renivohitra faritra Atsimo-Andrefan'i Madagasikara no misy azy ary ny Profesôra Dina Alphonse no filoha ankehitriny.
Tantara
[hanova | hanova ny fango]Ny niorenany
[hanova | hanova ny fango]Niorina tamin'ny taona 1977, ary ivom-paritra oniversite Toliara na (CUR) no niantsoina azy tamin'izany, fa nanomboka tamin'ny taona 1989 dia nahaleo tena tanteraka ny Oniversite Toliara.


Ireo filoha nitondra
[hanova | hanova ny fango]
Lamina anaty
[hanova | hanova ny fango]Sampam-pianarana
[hanova | hanova ny fango]
- Faculté des Lettres et Sciences Humaines
- Faculté des Sciences
- École Normale Supérieure de Philosophie
- Institut Supérieur de la Technologie (IST)

Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]- ((fr))Trano kala