Oniversiten' i Toamasina
Oniversite Toamasina
| |||
Teny filamatra | Fahaizaña sy fañahy | ||
Niorina | 1977
| ||
Firenena | Madagasikara | ||
Toby | Campus Barikadimy | ||
Filoha | ZAFITODY Conscient
| ||
Ny Oniversite Toamasina dia sekoly mpanjakana ambaratonga ambony, miorina ao Toamasina renivohitra faritra Antsinanan'i Madagasikara no misy azy, i Dokotera ZAFITODY Conscient no filohany ankehitriny.
Tantara[hanova | hanova ny fango]
Ny fiorenany[hanova | hanova ny fango]
Niorina tamin'ny taona 1977[1], ary ivom-paritra oniversite Toamasina na (CUR)no niantsoina azy tamin'izany, fa nanomboka tamin'ny taona 1989[2] dia nahaleo tena tanteraka ny Oniversite Toamasina.
Ireo filoha nitondra[hanova | hanova ny fango]
- Ny taona 1977 hatramin'ny taona 1984, Dokotera Norbert RANDRIAMIARISOA
- 1984 hatramin'ny 1990, dokotera Emile TSIZARAINA
- 1990 hatramin'ny 2002, profesora Eugène Mangalaza
- 2002 hatramin'ny 2006,docteur Roger RAJAOHARIVELO
- 2006 hatramin'ny 2012, Dokotera Gatien Prudent HORACE
- 2012 hatramin'ny 2019, Dokotera Jérôme VELO
- 2019 dokotera ZAFITODY Conscient.
Lamina anaty[hanova | hanova ny fango]
Sampam-pianarana[hanova | hanova ny fango]
Ny oniversite Toamasina dia manana ny sekoly lehibe[3] efatra sy Institut enina ary ny sekoly fianarana raharaham-panjakana (administrative)[4] , ireto avy izany :
Faculté de Droit, d'Économie et de Gestion[hanova | hanova ny fango]
Manana departemanta telo :
Faculté des Sciences et Technologie[hanova | hanova ny fango]
Misy departemanta efatra:
- Mention de Physique
- Mention de Mathématiques
- Mention de Mathématiques-informatique et Application
- Mention de Chimie
Faculté des Lettres et Sciences Humaines[hanova | hanova ny fango]
Ato amin'ity Faculté ity dia misy departemanta dimy miampy Institut Confucius:
- Mention d'Études françaises
- Mention de Philosophie
- Mention d'Anthropologie
- Mention d'Histoire
- Mention de Géographie
- Institut Confucius
Faculté de Médecine[hanova | hanova ny fango]
Manana departemanta telo ity sampam-pianarana ity:
- Mention de Médecine humaine
- Mention de Maïeutique
- Mention d'Infirmerie
École Nationale Supérieure des Douanes[hanova | hanova ny fango]
ISSEDD (Institut Supérieur de la Science Environnementale et du Développement Durable)[hanova | hanova ny fango]
ISTRCE (Institut Supérieur de Technologie Régionale de la Côte-Est)[hanova | hanova ny fango]
Ao amin'ny ilany atsinanan'i Madagascar anatin'ny faritra Analanjirofo ao amin'ny distrikan'i Fenoarivo Atsinanana ny misy azy.
ISTRA (Institut Supérieur de Technologie Régionale d'Atsinanana)[hanova | hanova ny fango]
Ao amin'ny renivohitry ny faritra Atsinanana na distrikan'i Toamasina no misy azy.
ISTRALMA (Institut Supérieur de Technologie Régionale d'Alaotra Mangory Ambatondrazaka)[hanova | hanova ny fango]
Any amin'ny faritra Alaotra-Mangoro ao amin'ny distrikan'Ambatondrazaka no misy azy.
Institut du Tourisme, du Patrimoine et du Territoire[hanova | hanova ny fango]
Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]
- ((fr))Trano kala
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Tsiahy[hanova | hanova ny fango]
|