Oniversiten' Antananarivo
Apparence
Oniversiten'Antananarivo | |||
Teny filamatra | "Izay adala no toa an-drainy" | ||
Niorina | 1977
| ||
Toerana | Antananarivo | ||
Firenena | Madagasikara | ||
Faritra | Analamanga | ||
Toby | Ankatso | ||
Filoha | Panja RAMANOELINA
| ||
Tranokala | http://www.univ-antananarivo.mg | ||
Ny Oniversiten' Antananarivo dia sekolim-panjakana ambaratonga ambony, miorina ao Antananarivo renivohitr' i Madagasikara, faritra Analamanga no misy azy.
Tantara
[hanova | hanova ny fango]Ity oniversite ity dia niorina tamin'ny taona 1961, izy irery ihany ny oniversite nisy tamin'ny nosy Madagasikara hatriamin'ny taona 1988. Ny profesôra Raymond Ranjeva no filoha voalohany tao tamin'ny taona 1988-1990 izany. Ankehitriny dia ny profesôra Armand René Panja Ramanoelina no mitondra ny oniversite.
Sampam-piofanana
[hanova | hanova ny fango]Sekoly miankina
[hanova | hanova ny fango]- une Faculté de Droit, d’Économie, de Gestion et de Sociologie ;
- une Faculté des Lettres et Sciences Humaines ;
- une Faculté de Médecine ;
- une Faculté des Sciences.
Sekoly tsy miankina
[hanova | hanova ny fango]- l'École Normale Supérieure de Madagascar,
- l'École Supérieure des Sciences Agronomiques,
- l'École Supérieure Polytechnique d'Antananarivo.
Ny fandrosoana
[hanova | hanova ny fango]Tamin'ny taona 2004, ny oniversiten'Antananarivo dia voasokajy laharana faha 49e tamin'ireo oniversite 100 manerana an'i Afrika.[1]
Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]- ((fr))Sehatra Ofisialy Archived Jolay 6, 2015 at the Wayback Machine
Tsiahy
[hanova | hanova ny fango]
|
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Université d'Antananarivo |