Empira Rômana: Fahasamihafan'ny versiona
k nanova ny anaran'i Empira Romana ho Empira Rômana i Thelezifor |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-5: | Andalana faha-5: | ||
Ny Empira no sokajy fahatelon'ny [[Rôma Taloha]]. Taona fahampanjaka ny voalohany, [[Repoblika Rômana|faha repoblika]] ny faharoa ary faha empira ny sokajy fahatelo. |
Ny Empira no sokajy fahatelon'ny [[Rôma Taloha]]. Taona fahampanjaka ny voalohany, [[Repoblika Rômana|faha repoblika]] ny faharoa ary faha empira ny sokajy fahatelo. |
||
Ny teny ofisialin'ny Empira |
Ny teny ofisialin'ny Empira rômana dia [[teny latina]]. Na dia izany aza, nitazona ny [[fiteny grika taloha]] ho fiteny ofisialy miaraka amin'ny fiteny latina ny faritra atsinanan'ny empira. |
||
Naharitra dimanjato taona ny faritra amin'ny tapany andrefan'ny Empira Rômana. Ny faritra atsinanana izay ahitana an'i [[Grisy]] sy i Torkia dia mbola naharitra mihoatra ny arivo taona. Taorian'ny fitontonganan'ny Empira rômana tandrefana dia lasa [[Empira Bizantina]] no anaran'ilay empira rômana tatsinanana, ary i [[Konstantinopla|Kônstantinôpla]] no renivohiny. |

Endrik'io pejy io tamin'ny 28 Jolay 2020 à 12:07
Ny Empira Rômana (amin'ny teny latina : Imperium romanum) dia ny empira lehibe indrindra tamin'ny Andro Taloha. Ny renivohiny dia i Rôma ary mifototra amin'ny tany manodidin'ny Ranomasina Mediteranea ilay empira. Nitoetra nanomboka tamin'ny 27 tal. J.K. hatramin'ny fanonganana ny emperora farany tamin'ny taona 476 ny Empira rômana.
Ny Empira no sokajy fahatelon'ny Rôma Taloha. Taona fahampanjaka ny voalohany, faha repoblika ny faharoa ary faha empira ny sokajy fahatelo.
Ny teny ofisialin'ny Empira rômana dia teny latina. Na dia izany aza, nitazona ny fiteny grika taloha ho fiteny ofisialy miaraka amin'ny fiteny latina ny faritra atsinanan'ny empira.
Naharitra dimanjato taona ny faritra amin'ny tapany andrefan'ny Empira Rômana. Ny faritra atsinanana izay ahitana an'i Grisy sy i Torkia dia mbola naharitra mihoatra ny arivo taona. Taorian'ny fitontonganan'ny Empira rômana tandrefana dia lasa Empira Bizantina no anaran'ilay empira rômana tatsinanana, ary i Kônstantinôpla no renivohiny.