Fianakaviam-piteny sinô-tibetana: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fianakaviam-piteny any Azia
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
[[Sary:Major Sino-Tibetan groups.png|vignette|297x297px|Sarintany maneho ny fitsinjaran'ireo fiteny sino-tibetàna. Mena: sampam-piteny sinoa; mavo: sampam-piteny tibetika; maitso: sampam-piteny lolo-birmàna]]
[[Sary:Major Sino-Tibetan groups.png|vignette|297x297px|Sarintany maneho ny fitsinjaran'ireo fiteny sino-tibetàna. Mena: sampam-piteny sinoa; mavo: sampam-piteny tibetika; maitso: sampam-piteny lolo-birmàna]]
Ny '''fiteny sino-tibetana''' dia [[fianakaviam-piteny]] any [[Azia Atsinanana]] sy [[Azia Atsimo Atsinanana]] sy [[Azia Afovoany]] ary [[Azia Atsimo]]. Isan'io fianakaviam-piteny io ireo fiteny sinoa izay ahitana fiteny folo tetenin'ny olona miisa 1 350 000 000 any ho any, sy ireo fiteny tibeto-birmana izay ahitana fiteny miisa 330 any ho any ary tenenin'ny olona miisa 70 000 000 any hoany.
Ny '''fiteny sino-tibetana''' dia [[fianakaviam-piteny]] any [[Azia Atsinanana]] sy [[Azia Atsimo Atsinanana]] sy [[Azia Afovoany]] ary [[Azia Atsimo]]. Isan'io fianakaviam-piteny io ireo [[fiteny sinoa]] izay ahitana fiteny folo tetenin'ny olona miisa 1 350 000 000 any ho any, sy ireo [[fiteny tibeto-birmana]] izay ahitana fiteny miisa 330 any ho any ary tenenin'ny olona miisa 70 000 000 any hoany.


Ilay mpiokaroka atao hoe Laurent Sagart dia nanolo-kevitra ny hampiditra ny fianakaviam-piteny sino-tinetana sy ny fianakaviam-piteny aostroneziana ao amin'ny fianakaviambem-piteny atao hoe sinotinetana-aostroneziana. Ireo fiteny aostronesiana izay miely ahtraty Madagasikara ka hatrany amin'ireo nosin'i Pasifika dia samy nipoitra avy any Taioàna, sady manana voanteny mifanahaka endrika sy hevitra amin'ireo fiteny formiziana.
Ilay mpokaroka atao hoe Laurent Sagart dia nanolo-kevitra ny hampiditra ny fianakaviam-piteny sino-tibetana sy ny fianakaviam-piteny [[Fiteny aostroneziana|aostroneziana]] ao amin'ny fianakaviambem-piteny atao hoe sinotinetana-aostroneziana. Ireo fiteny aostronesiana izay miely hatraty [[Madagasikara]] ka hatrany amin'ireo nosin'i Pasifika dia samy nipoitra avy any Taioàna, sady manana voanteny mifanahaka endrika sy hevitra amin'ireo fiteny formiziana.


Misy sampana efatra lehibe ny fianakaviam-piteny sino-tibetàna, dia: ny sampam-piteny sinoa na sinitika, ny sampam-piteny tibetika, ny sampam-piteny lolo-birmàna ary ny sampam-piteny karena. Misy koa fiteny maro hafa izay tsy isan'ireo sampam-piteny ireo.
Misy sampana efatra lehibe ny fianakaviam-piteny sino-tibetàna, dia: ny sampam-piteny sinoa na [[Fiteny sinitika|sinitika]], ny sampam-piteny [[Fiteny tibetika|tibetika]], ny sampam-piteny lolo-birmàna ary ny sampam-piteny karena. Misy koa fiteny maro hafa izay tsy isan'ireo sampam-piteny ireo.


== Ireo sampam-piteny ao amin'ny fianakaviam-piteny sino-tibetàna ==
== Ireo sampam-piteny ao amin'ny fianakaviam-piteny sino-tibetàna ==

Endrik'io pejy io tamin'ny 13 Janoary 2020 à 15:42

Sarintany maneho ny fitsinjaran'ireo fiteny sino-tibetàna. Mena: sampam-piteny sinoa; mavo: sampam-piteny tibetika; maitso: sampam-piteny lolo-birmàna

Ny fiteny sino-tibetana dia fianakaviam-piteny any Azia Atsinanana sy Azia Atsimo Atsinanana sy Azia Afovoany ary Azia Atsimo. Isan'io fianakaviam-piteny io ireo fiteny sinoa izay ahitana fiteny folo tetenin'ny olona miisa 1 350 000 000 any ho any, sy ireo fiteny tibeto-birmana izay ahitana fiteny miisa 330 any ho any ary tenenin'ny olona miisa 70 000 000 any hoany.

Ilay mpokaroka atao hoe Laurent Sagart dia nanolo-kevitra ny hampiditra ny fianakaviam-piteny sino-tibetana sy ny fianakaviam-piteny aostroneziana ao amin'ny fianakaviambem-piteny atao hoe sinotinetana-aostroneziana. Ireo fiteny aostronesiana izay miely hatraty Madagasikara ka hatrany amin'ireo nosin'i Pasifika dia samy nipoitra avy any Taioàna, sady manana voanteny mifanahaka endrika sy hevitra amin'ireo fiteny formiziana.

Misy sampana efatra lehibe ny fianakaviam-piteny sino-tibetàna, dia: ny sampam-piteny sinoa na sinitika, ny sampam-piteny tibetika, ny sampam-piteny lolo-birmàna ary ny sampam-piteny karena. Misy koa fiteny maro hafa izay tsy isan'ireo sampam-piteny ireo.

Ireo sampam-piteny ao amin'ny fianakaviam-piteny sino-tibetàna

Ny sampam-piteny sinoa na sinitika

Ny sampam-piteny sinoa na sinitika dia ahitana ny fiteny mandarina, ny fiteny oio, ny fiteny kantoney, ny fiteny minio, ny fiteny siangio, ny fiteny haka, ary ny fiteny ganio. Misa any amin'ny 1 300 tapitrisa ny mpiteny sinoa.

Ny sampam-piteny tibetika

Ny sampam-piteny tibetika dia ny fiteny tibetàna afovoany, ny fiteny tibetàna amdo, ny fiteny tibetàna kama, ireo fiteny jongka-koka, ireo fiteny ladaki-balty, ireo fiteny laholi-spity, ny fiteny kirong-kagata, ny fiteny serpa-jirela, ary fiteny maro hafa koa. Miisa any amin'ny 6 tapitrisa any ny mpiteny tibetika/

Ny sampam-piteny lolo-birmàna na lolo-bormezy

ny sampam-piteny lolo-birmàna na lolo-bormezy dia ahitana ireo fiteny mondzisy, ireo fiteny bormisy, ireo fiteny loloisy ary ireo fiteny mroiky. Miisa any amin'ny 33 tapitrisa ny mpiteny bormezy.

Ny sampam-piteny karenika

Ny sampam-piteny karenika dia ahitana ny fiteny paô, ny fiteny poô, ireo fiteny sgao–bgay.

Misy koa fiteny maro hafa izay tsy isan'ireo sampam-piteny ireo fiteny bodo-garo, ireo fiteny koki-tsina, ireo fiteny meitey, ireo fiteny tamangika, ireo fiteny bay, ireo fiteny jingfô-loisy.