Pakistàna: Fahasamihafan'ny versiona
Pejy voaforona amin'ny « {{Infobox Pays | nom_local1 = اسلامی جمہوریۂ پاکستان | langue1 = ur | nom_local2 = Islāmī Jumhūrī... » |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-6: | Andalana faha-6: | ||
| nom_local3 = Islamic Republic of Pakistan |
| nom_local3 = Islamic Republic of Pakistan |
||
| langue3 = en |
| langue3 = en |
||
| nom_malgache = Repoblika Islamikan'i |
| nom_malgache = Repoblika Islamikan'i Pakistan |
||
| de = du |
| de = du |
||
| image_drapeau = Flag of Pakistan.svg |
| image_drapeau = Flag of Pakistan.svg |
Endrik'io pejy io tamin'ny 23 Mey 2015 à 20:31
اسلامی جمہوریۂ پاکستان Endrika:Ur | |||||
Islāmī Jumhūrīyah Pākistān ur | |||||
Islamic Republic of Pakistan en | |||||
Repoblika Islamikan'i Pakistan ((mg)) | |||||
| |||||
Teny filamatra : Iman, Ittehad, Nazm (Finoana, Fivondronana, Fifehezana) | |||||
Teny ofisialy | fiteny ordoa fiteny anglisy | ||||
Renivohitra | Islamabad 33°43′N 73°04′E / 33.717°N 73.067°E | ||||
Tanàna lehibe indrindra | Karachi, Lahore | ||||
Fitondrana sy governemanta - Filoha |
Repoblika Islamika Mamnoon Hussain | ||||
Velarantany - Tontaliny - Rano (%) |
faha 36 796 095 km² Azo tsy raharahiana | ||||
Isam-ponina - Tontaliny (2014) - hakitroka |
faha 6 188 020 000[1] mpo. 236 mpo./km² {{{1}}} | ||||
Anaran'ny mponina | pakistaney | ||||
IDH (2009) | mitombo 0,572[2] (antonony) faha-141 | ||||
Sandam-bola | Ropia pakistaney (PKR )
| ||||
Faritr'ora | UTC +5 | ||||
Hiram-pirenena | Qaumi Tarana | ||||
Valan-tsehatra internet | |||||
Antso an-tariby |
+92
|
Pakistan dia firenena any amin'ny faritra atsimon'i Azia. Izany dia manaraka ny India, Iran, Afghanistan, ary Sina. Izany no fomba ofisialy antsoina hoe ny Repoblika Islamikan'i Pakistan. Manana morontsiraka lavitra manamorona ny Ranomasina Arabia any atsimo. I Pakistan dia manana ny isam-ponina fahaenina lehibe indrindra eto amin'izao tontolo izao. Ny velarantany manontolon'i Pakistan dia 880.940 km² (miaraka amin'ny tany entin'i Pakistan Azad Kashmir ary ny Gilgit Baltistan). Izany dia manao an'i Pakistana ho firenena faha-34 lehibe indrindra eto amin'izao tontolo izao. Islamabad no renivohitr'i Pakistan, ary ny tafika pakistaney dia fahafito lehibe indrindra.
Anarana
Ny anarana hoe Pakistan amin'ny fiteny ordoa sy fiteny persana dia midika «tanin'ny madio».
Jereo koa
- ↑ ((en)) Pakistan Economic Survey 2013-14
- ↑ PNUD, « Human development indices ». Novangiana tamin'ny 12 octobre 2009