Eorôpa Andrefana: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
k Rôbô Nanampy: fr:Europe de l'Ouest |
k Rôbô Nanova: jv:Éropah Kulon |
||
Andalana faha-55: | Andalana faha-55: | ||
[[it:Europa occidentale]] |
[[it:Europa occidentale]] |
||
[[ja:西ヨーロッパ]] |
[[ja:西ヨーロッパ]] |
||
[[jv: |
[[jv:Éropah Kulon]] |
||
[[ka:დასავლეთი ევროპა]] |
[[ka:დასავლეთი ევროპა]] |
||
[[kn:ಪಶ್ಚಿಮ ಯುರೋಪ್]] |
[[kn:ಪಶ್ಚಿಮ ಯುರೋಪ್]] |
Endrik'io pejy io tamin'ny 28 Aprily 2010 à 10:17
Ny tenenina hoe Eoropa Andrefana dia ireo fireneka mikasika ny amorontsiraka Atlantika, ary noho izany ny firenena eo amin'ny faritra andrefan' Eoropa. Ny misy azy dia eo anelanelan'ny ranomasimbe Atlantika sy ny Eoropa Avaratra, ny Eoropa Atsimo, ny Eoropa Afovoany, mety ampidirina ao amin'ny faritany andrefana na atsinanana.
Amin'ny lafiny ara-tantara, ny Eoropa andrefana dia ireo nanana fifandraisana diplômatika tamin' Etazonia nandritry ny Ady Mangatsiaka, fa naitatra izy mba ho tafiditra ao ny firenena tsy mitongilana toy ny Soisa ; manomboka mifafa ilay sary tamin'ny fanitarana ny Vondrona Eoropeanina.