Kôrea Avaratra: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
AvocatoBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.1) (Rôbô Nanampy: ne:उत्तर कोरिया
AvocatoBot (dinika | fandraisan'anjara)
Andalana faha-69: Andalana faha-69:
[[ast:Corea del Norte]]
[[ast:Corea del Norte]]
[[az:Koreya Xalq Demokratik Respublikası]]
[[az:Koreya Xalq Demokratik Respublikası]]
[[bar:Nordkorea]]
[[bat-smg:Šiaurės Kuoriejė]]
[[bat-smg:Šiaurės Kuoriejė]]
[[bcl:North Korea]]
[[bcl:North Korea]]
Andalana faha-148: Andalana faha-149:
[[lad:Korea del Nord]]
[[lad:Korea del Nord]]
[[lb:Demokratesch Volleksrepublik Korea]]
[[lb:Demokratesch Volleksrepublik Korea]]
[[lez:Кореядин Халкьдинни-Демократиядин Республика]]
[[lez:Кеферпатан Корея]]
[[li:Noord-Korea]]
[[li:Noord-Korea]]
[[lmo:Corea del Nòrd]]
[[lmo:Corea del Nòrd]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 18 Mey 2012 à 15:55

조선민주주의인민공화국 ((ko))
Chosŏn Minjujuŭi Inmin Konghwaguk ko
Repoblika entim-bahoakan'i Korea ((mg))
{{{lien_drapeau}}} {{{lien_blason}}}
([[{{{lien_drapeau}}}|Antsipirihany]]) ([[{{{lien_blason}}}|Antsipirihany]])
Teny filamatra : 강성대국
(firenena matanjaka sy manambina)
Teny ofisialy Koreana
Renivohitra P'yŏngyang
39°2′N, 125°45′E
Tanàna ngeza indrindra P'yŏngyang
Fitondrana sy governemanta
 - Filoha mandrakizay
Filohan'ny kaomity
fiarovana

 - Filohan'ny
Fivoriana

Praiministra
Demokrasia entim-bahoaka
Kim Il-sung
Kim Jong-il

Kim Yong-nam

Kim Yong-il
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 97
120 540 km²
0,1%
Isam-ponina
 - Tontaliny (2008)
 - hakitroka
faha 49
23 479 089 mpo.
190 mpo./km²

{{{1}}}

Anaran'ny mponina Koreanina avaratra
Sandam-bola Won (₩n) (KPW)
Faritr'ora UTC +9
Hiram-pirenena A ch'im un pinnara,
i kangsan ungum e [1] Chant patriotique
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+850


Ny Korea Avaratra, na Repoblika entim-bahoakan'i Korea, dia firenena mivelatra any avaratra ny tanjona koreanina any avaratra atsinanan' Azia.

Ny Korea Avaratra dia mizara sisin-tany amin'i Sina izy (1416 km) any avaratra, amin'ny Rosia any avaratra atsinanany (19 km) ary amin'ny Korea Atsimo (238 km). Ny faritraha misy ny sisin-tany Korea avaratra-Korea Atsimo dia anisan'ny faritra be mpiambona indrindra eto an-tany : iray tapitrisa mahery ny isan'ny olona miambona io sisin-tany io.

Anarana

Ny anarana fohy ny Korea Avaratra dia Puk Chosŏn, amin'ny fanoratana Hangul 북조선 ; amin'ny fanoratana Hanja 北朝鮮 ; hita koa amin'ny media koreanina Atsimo Buk Han amin'ny fanoratana Hangul : 북한 ; amin'ny fanoratana Hanja : 北韓.

Ny anarana lava ny Korea avaratra dia « Repoblika entim-bahoakan'i Korea » (RPDC, Chosŏn Minjujuŭi Inmin Konghwaguk, fanoratana Hangul : 조선민주주의인민공화국 ; fanoratana Hanja : 朝鮮民主主義人民共和國).


Ny anarana ofisialy « Chosŏn » (Korea, na « Tanin'ny Maraina ») any Korea Avaratra dia avy amin'ny anaran'ny dinastia farany nanjaka talohan'ny fanafihan'ny Japoney, ny dinastian'ny Ri na Choson (1392-1910). Any Korea Atsimo, ny anarana ofisialy dia « Hanguk », midika « firenen'ny (guk) Han », anarana foko prehistôrika nipetraka tany antsimon'ilay tanjona. Ny fiavian'ny anarana « Korea » indray dia avy amin'ny dinastia Koryŏ nanjaka tany korea tamin'ny 918 hatramin'ny 1392. « Korea » dia avy amin'ny fiovam-bika ara-baninteny italiana tamin'ny eoropeana tonga tany Azia tamin'ny taonjato faha 15. Nanome corio, coria ary corea.

Endrika:Link FA