Jamaîka: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Luckas-bot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.1) (Rôbô Nanampy: su:Jamaika
FoxBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.6.5) (Rôbô Nanampy: or:ଜାମାଇକା
Andalana faha-177: Andalana faha-177:
[[nv:Jaméíkʼa]]
[[nv:Jaméíkʼa]]
[[oc:Jamaica]]
[[oc:Jamaica]]
[[or:ଜାମାଇକା]]
[[os:Ямайкæ]]
[[os:Ямайкæ]]
[[pam:Jamaica]]
[[pam:Jamaica]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 31 Janoary 2012 à 21:04

Jamaica ((en))
Jamaika ((mg))
Sainan'i Jamaika Mari-piandrian'i Jamaika
(Antsipirihany) (Antsipirihany)
Teny filamatra : Out of Many One People
Teny ofisialy fiteny anglisy
Renivohitra Kingston
17°59′N 76°48′W / 17.983°N 76.800°W / 17.983; -76.800
Tanàna ngeza indrindra Kingston, Montego Bay
Fitondrana sy governemanta
 - Mpanjakavavy
 - Governoran'i Jamaika
 - Praiministra
Fanjakana ara-antenimiera
Elisabeth II
Patrick Allen
Bruce Golding
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 158
11 425 km²
1,5
Isam-ponina
 - Tontaliny (2008)
 - hakitroka
faha 135
2 804 332 mpo.
245 mpo./km²

{{{1}}}

Anaran'ny mponina Jamaikana, Jamaikanina
Sandam-bola Dollar jamaikanina (JMD)
Faritr'ora UTC -5
Hiram-pirenena Jamaica, Land We Love
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+1-876

Ny Jamaika (tononina hoe /dza.ma.'i.kja/) dia firenena any Antiley any andrefan'i Haiti sy any Atsimon'i Koba. Ny renivohiny dia Kingston.

Avy amin'ny fiteny arawak Xamayca midika « tanin-kazo sy ny rano » ny anaran'ilay firenena ; ny Arawak dia tonga tany Jamaika tamin'ny taonjato faha 11.

I Christophe Colomb ny eoropeanina nahita azy voalohany tamin'ny 1494, ary namorona ny tanàna Sevilla la Nueva » (ankehitriny tenenina fotsiny hoe « Seville », tanàna any andrefan'i Saint Ann's Bay eo amin'ny amorontsiraka avaratra). I Colomb dia nampiasa ilay tanàna ho an'ny fianankaviany. Elaela teny aoriana, niala tao Sevilla la Nueva ny mpanjanatany espaniola, satria nolazainy fa tsy azo ipetrahana, nifindra toerana tany amin'ny faritra atsimon'i Jamaika ny espaniola. Tany izy namorona tanàna vaovao : « Santiago de la Vega » (Ankehitriny Spanish Town). Ny teratany Arawak dia nataon'ny espaniola ho mpiasany sy andevony, ary voaringana haingankaingana ny ankabieazan'ny Arawak niaina tao Jamaika. Efa tsy nisy teratany intsony tao Jamaika tamin'ny faran'ny taonjato faha 16.

Ny amiral anglisy Penn sy ny jeneraly Venables dia naka ilay nosy tamin'ny 1655 ary lasa zanatany britanika noho izany ny Jamaika tamin'ny 1670, teo anelanelan'izany, ny ankabeazan'ny mpanjanatany espaniola dia niala tao Jamaika ary nakany Koba, mbola espaniola. Ny amiral Penn dia nanova anaran'i Santiago de la Vega, nivadika Spanish Town.

Rohy ivelany

Miteny anglisy

Governemanta
Fampahalalàna hafa