Hankany amin'ny vontoatiny

Koba

Avy amin'i Wikipedia

Ny koba dia akoran-javamaniry fihinana nototoina ho vovoka avy amin' ny vary, mangahazo, katsaka, sns. Misy noho izany ny kobam-bary, ny koba-mangahazo, ny koban-katsaka, sns. Koba ihany koa ny vokatra azo avy amin' ny fanampiana rano io na mbola tsy nandrahoina na efa masaka. Matetika no atao hoe lafarina na lafarinina ny koba vita amin' ny varibazaha (Triticum aestivum L.).

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]