Aller au contenu

Valim-pikarohana

Maneho vokam-pikarohana ho an'i isaia. Hisolo ary hikaroka momba an'i Isik.
Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).
  • Vignette pour Isaia (mpaminany)
    I Isaia na Izaia dia mpaminany israelita niaina tokony ho tamin’ ny taonjato faha-8 tal. J.K. teo anelanelan' ny taona 766 sy 701 tal.J.K. Zanak' i Amôsa...
    3 kio (teny 308) - 19 Aogositra 2024 à 10:32
  • Vignette pour Bokin' i Isaia
    Ny Bokin' i Isaia, na Bokin' i Izaia, dia bokim-paminaniana voalohany sy lava indrindra ao amin' ny Tanakh (Baiboly jiosy) sy ao amin' ny Testamenta Taloha...
    18 kio (teny 2 455) - 10 Septambra 2024 à 20:18
  • Vignette pour Prôtô-Isaia
    Ny Prôtô-Isaia na Prôtô-Izaia dia fizaràna voalohany ao amin' ny Bokin' i Isaia (na Bokin' i Izaia) izay heverin' ny mpikaroka fa nosoratana tamin' ny...
    7 kio (teny 872) - 16 Jolay 2024 à 18:43
  • Ny Tritô-Isaia na Tritô-Izaia dia fizaràna lehibe fahatelo ao amin'ny Bokin' i Isaia (na Bokin' i Izaia), dia ny toko faha-56 hatramin'ny toko faha-66...
    2 kio (teny 287) - 18 Desambra 2021 à 17:27
  • Vignette pour Deoterô-Isaia
    Ny Deoterô-Isaia na Deoterô-Izaia dia fizaràna faharoa ao amin'ny Bokin' i Isaia (na Bokin' i Izaia) izay heverin'ny mpikaroka fa nosoratana taorian'ny...
    3 kio (teny 406) - 18 Desambra 2021 à 17:24
  • Ny Fiakaran' i Isaia dia boky apôkaliptika apôkrifa kristiana izay nosoratana tamin' ny taonjato faha-2 angamba tao Siria, misy fizaràna roa io boky io...
    2 kio (teny 280) - 19 Septambra 2023 à 11:47
  • Ny Isaia toko faha-60 no dia toko fahenina ao amin' ny Bokin' i Isaia ao amin' ny Baiboly hebreo na Testamenta Taloha ao amin' ny Baiboly kristiana. Ity...
    5 kio (teny 744) - 19 Aogositra 2024 à 09:59
  • Zakaria (Lioka 1.68-79); Hiran'ny Tanim-boaloboka: Hiran'i Isaia (Isaia 5.1-7); Vavak'i Hezekia (Isaia 38.10-20); Vavak'i Manase (2Tantara 33.11-13; boky deoterokanonika...
    1 kio (teny 179) - 18 Aprily 2018 à 08:19
  • Vignette pour Mikà (mpaminany)
    andrefan' i Jodà. Niaina tamin' ny fotoana mitovitovy i Mikà sy i Hôsea ary i Isaia. Nanomboka ny asam-paminaniana izy teo anelanelan' ny taona 737 sy 696 tal...
    3 kio (teny 338) - 19 Aogositra 2024 à 12:26
  • Vignette pour Imanoela
    na Emanoela dia anarana hita ao amin' ny Baiboly, ao amin' ny Bokin' i Isaia (na Izaia) izay anondroan' ny mpaminany ilay zaza hateraka sy hanafaka ny...
    15 kio (teny 1 960) - 15 Aogositra 2023 à 23:56
  • Imanoela na Bokin'i Emanoela ao amin'ny Bokin'i Isaia, izay manoritsoritra ny fomba nanambaràn'ny mpaminany Isaia (na Izaia) tamin'i Ahaza ny hahaterahan'ny...
    6 kio (teny 752) - 12 Oktobra 2024 à 03:00
  • Vignette pour Advento
    vakiteny fanao amin' izany: Isaia 2.1-5; Salamo 121 (na 122 amin' ny Baiboly sasany); Rômana 13.11-14; Matio 24.37-44. Isaia. 63.16 - 64.7; Salamo 79.2...
    10 kio (teny 1 148) - 29 Oktobra 2022 à 04:12
  • tao amin' ny fahababoana tany Babilôna. Ao amin' ny Bokin' i Isaia na Bokin' i Izaia (Isaia 41. 14) dia i Iahveh na Jehovah no lazaina fa afaka miantoka...
    4 kio (teny 558) - 27 Novambra 2023 à 11:05
  • Vignette pour Tirôsy
    3-5). Ny Bokin' i Isaia (vita tamin' ny taonjato faha-4 na faha-3 tal. J.K.) dia miresaka ny faharavan' i Babilôna sy i Tiro (Isaia 13 – 23). Tamin' ny...
    3 kio (teny 267) - 8 Oktobra 2024 à 04:09
  • Vignette pour Jôela
    Jôela na Jôely. Ny hoe Yo dia fanafohezana ny hoe Yahweh. Mpaminany lehibe: Isaia na Izaia - Jeremia - Ezekiela - Daniela na Daniely Mpaminany madinika: Hôsea...
    1 kio (teny 138) - 19 Aogositra 2024 à 10:36
  • Vignette pour Literatiora apôkaliptika
    mahazatra izany, toy ny ao amin' ny bokim-paminaniana sahala amin' ny Bokin' i Isaia (24–27; 34–35), ny Bokin' i Jeremia (33.14-26), ny Bokin' i Ezekiela (38–39)...
    7 kio (teny 621) - 12 Septambra 2024 à 08:53
  • Vignette pour Ezekiela
    io dia midika hoe "Hankahery azy anie Andriamanitra". Mpaminany lehibe: Isaia na Izaia - Jeremia - Ezekiela - Daniela na Daniely Mpaminany madinika: Hôsea...
    2 kio (teny 180) - 19 Aogositra 2024 à 08:58
  • Vignette pour Losifera
    mamirapiratra" ao amin' ny Bokin' i Isaia, sy ny hafa koa (Isa 14, 4; 14. 12-14; 14.15-21). Nanao izany ny mpanoraratra ny bokin' i Isaia hanondroany ny fahafatesan'...
    3 kio (teny 434) - 18 Novambra 2022 à 14:45
  • aretina habokana azy. Nitovitovy vaninandro iainana tamin' ny mpaminany Isaia (na Izaia) sy Hôsea (na Ôsea) ary i Amôsa (na Amôsy) izy. Atao hoe עֻזִּיָּה...
    2 kio (teny 217) - 19 Desambra 2021 à 11:56
  • Vignette pour Anjely potraka
    lavo ao amin' ny Baiboly dia andalan-teny avy ao amin' ny Bokin' i Isaia, (Isaia 14:3-20), nefa raha ny marina dia andalana milazalaza ny fahalavoan'...
    16 kio (teny 2 308) - 5 Septambra 2023 à 12:31
Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).