Loholona (pôlitika)
Fiseho
Ny loholona dia ny mpikambana ao amin'ny Antenimieran-doholona izay andrim-panjakana mpanao lalàna manampy ny Antenimieram-pirenena. Ny filoham-pirenena no manendry loholona