Lisitry ny kandidà amin'ny fifidianana filoham-pirenena ao Madagasikara 2013

Avy amin'i Wikipedia
Anarana (anarana, fanampin'anarana) Antoko
Andrianainarivelo Hajo Herivelona Malagasy Miara-Miainga
Lahiniriko Jean Komity manohana an’i Lahiniriko
Ratsiraka Iarovana Roland Malagasy tonga saina
Rabeharison Roland Dieu Donné na Vahömbey Fanambinana Madagasikara
Rajaonarivelo Pierrot Jocelyn Miara-mientana ho an’ny demokrasia
Jean-Louis Robinson Richard Antoko ny vahoaka aloha no andrianina
Rabeharisoa Saraha Georget Antoko maitso hasin’i Madagasikara
Rakoto Jean Pierre Mahaleo tena
Rabetsaroana Willy Sylvain PNJ-Mazava
Rabemanantsoa Brigitte Ihantanirina Ampela manao politika
Razafimanazato Julien Eto sehatra ho an’ny daholobe
Razafiarison Laza Avotra ho an’ny firenena
Vital Albert Camille Hiaraka isika
Monja Roindefo Zafitsimivalo Monima K.
Randriamampionona Joseph Martin Mahaleo tena
Rafalimanana Ny Rado Fanahy no maha olona
Ravalomanana teraka Rakotonirainy Lalao Harivelo Ankolafy Ravalomanana
Kolo Christophe Laurent Roger Mahaleo tena
Rakotomaharo Rajemison Madagasikara mandroso ao anatin’ny fihavanana sy ny soatoavina
Jules Etienne Rolland Madagasikara fivoarana
Voninahitsy Jean Eugène Vondrona politika Les As
Ravalisaona Clément Zafisolo Antoko miombon’ezaka
Tehindrazanarivelo Djacoba Alain Enina
Rajaonary Patrick Ratsimba Mahaleo tena
Rabarison Lezava Fleury Harena
Ratsiraka Didier Ignace Arema
Rakotomalala Marcel Fleury Miaraka aminay i Madagasikara
Dofo Mickaël Bréchard Mamiratra iombonan’ny Malagasy
Randriamanantsoa Tabera Kintana
Noelson William Malagasy iray tsy mivaky
Ratrimoarivony Guy Mahaleo tena
Ratsimbalson Faharo Mahaleo tena
Rasolovoahangy Roseline Emma Mahaleo tena
Rakoto Andrianirina Fetison Roso ho an’ny demokrasia sy ny sosialy
Ratrema William Gasikara manan-kasina na Gam sy ny antokon’ny mpiasa
Rasolosoa Dolin Rina Josephson Mahaleo tena
Raharimanana Venance Patrick Vitatsika io
Tinasoa Freddy Olom-baovao malagasy na Obama
Radavidson Andriamparany Benjamin Firaisankina ho amin’ny fahafahana sy fandrosoana
Razafindravahy Edgard Marie Noé Tanora malagasy vonona
Rajoelina Andry Nirina Tanora malagasy vonona

[1]

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Tsiahy[hanova | hanova ny fango]