Hajo Andrianainarivelo

Avy amin'i Wikipedia
Hajo Andrianainarivelo
Ankapobeny
Anarana Hajo Andrianainarivelo
Teraka 22 Aprily 1967
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena  Madagasikara
Asa :
Fiainana manokana
Hajo Andrianainarivelo

Hajo Andrianainarivelo, teraka ny 22. Aprily 1967, tany Antananarivo, dia mpanao pôlitika malagasy ary kandidà amin' ny Fifidianana filoham-pirenena ao Madagasikara 2023.[1]

Izy no mpanorina ny antoko pôlitika Malagasy Miara-Miainga[2].

  1. "Hajo Andrianainarivelo: Candidat déclaré à la Présidence". Archived from the original on 2023-08-02. Retrieved 2023-09-05.
  2. Malagasy Miara-Miainga