Leôna III Isaoriana
Fiseho
| Leôna III Isaoriana | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Leôna III Isaoriana | ||
| Teraka | taona 675 | ||
| Toerana | - | ||
| Maty | 18 Jiona 741 | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | Empira Bizantina | ||
| Asa : | Tsy fantatra | ||
| Fiainana manokana | |||
I Leôna III Isaoriana dia emperora bizantina tamin’ ny taona 717 ka hatramin' ny taona 741. Izy no nanorina ny tarana-mpanjaka isaoriana. Atao hoe Λέων Γʹ ό Ίσαυρος / Léôn III o Isauros izy amin' ny teny grika. Teraka manodidina ny taona 680 tany Germanicia (Kahramanmaraş ankehitriny, any amin' ny tapany atsimo-atsinanan' i Torkia) izy ary maty tamin' ny 18 Jiona 741.
Ny fiainany manokana
[hanova | hanova ny fango]Ny zanany dia Constantine V.
