Kray

Avy amin'i Wikipedia

Ny kray dia iray amin' ny karazana fizaràn-tany ao amin' ny Federasiônan' i Rosia ankehitriny, ary karazana fizaràza ara-pitantanana tao amin' ny Empira Rosiana sy tao amin' ny Repoblika Sôsialista Federativa Sôvietikan' i Rosia. Amin' ny teny rosiana izany dia atao hoe край / krai (na края́ / kraya, raha maro)

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]