Kimeriana (vahoaka)
Apparence
Ny Kimeriana na Simeriana dia vahoaka indô-eorôpeana tamin' ny Andro Taloha, nipetraka tao Taorika (Krimea ankehitriny), sy tamin' ny faritra manodidina ny Ranomasin' i Azov, talohan' ny nielezany tamin' ny taonjato faha-8 sy faha-7 tal. J.K. any amin' ny manodidina ny Ranomasina Mainty, any Azia Minora (Anatôlia ankehitriny), any amin' ny Balkana ary ao amin' ny faritanin-dranon' i Danube.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Vahoaka iraniana tamin' ny Andro Taloha:
- Alàna - Baktriana - Daha - Koarezmiana - Masageteana - Mediana - Partiana - Persiana - Sagartiana - Saka - Sarmatiana - Skitiana - Sôgdiana - Kimeriana.