Kôrazmia

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Koarezmiana (vahoaka))
Sarintanin' i Kôrazmia tamin' ny vanim-potoana silamo voalohany

I Kôrazmia na Koarazmia na Khwarazm na Khwarezm dia ôazisy lehibe ao amin' ny hefak' i Amu Daria any andrefan' i Azia Afovoany, manamorona ny avaratra amin' ny Ranomasina Aral, eo atsinanana ny Efitr' i Kyzylkum, eo atsimo ny Efitr' i Karakum, ary eo andrefana ny Lembalemban' i Ustyurt.

Atao hoe amin' ny teny persiana taloha hoe Uvârazmiya io faritra io, fa amin' ny teny persana vaovao kosa dia خوارزم / Xwârazm na Xârazm.

Atao hoe Koarezmiana ny vahoaka tao amin' io faritra io, izay anisan' ny vahoaka iraniana.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]