Kaominina ao Frantsa

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Communes france-fr.svg

Ny kaominina ao Frantsa dia ny fizarana farany ny firenena. Ny lehiben'ny kaominina dia atao hoe ben'ny tanàna, satria tanàna iray matetika ny kaominina iray. Ny fivondronana kaominina dia atao hoe fivondronana ary ny fivondrondrana fivondronana dia atao hoe departemanta.

Eo amin'ny enina arivo sy telo alina eo ho eo no isan'ny kaominina ao Frantsa.

Be elanelana ny haben'ny kaominina na amin'ny lafin'ny isam-ponina na amin'ny lafin'ny velarany : ny kaominina mivelatra indrindra izao ohatra dia i Maripasoula (Goiana Frantsay) ary ny be mponina indrindra dia ny tanànan'i Paris (izay isiana fivondronana miisa roapolo).

Ny firafitry ny kaominina dia ny kaonsily monisipaly, ny ben'ny tanàna, ary rehefa misy ny ben'ny tanàna, mpanampy iray na maro.

Any Frantsa dia ahitana kaominina enina izay lazaina hoe "maty ho an'i Frantsa"[1], tsy ipetrahana mponina intsony, ary manana ny ben'ny tanàna voatonon'ny prefet ny departemanta.

Misy koa ny atao hoe communes déléguées.

Tsiahy[hanova | hanova ny fango]

  1. Bezonvaux, Beaumont-en-Verdunois, Cumières-le-Mort-Homme, Fleury-devant-Douaumont, Haumont-près-Samogneux et Louvemont-Côte-du-Poivre
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.