Île-de-France

Avy amin'i Wikipedia
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka faritany ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Île-de-France
Firenena  Frantsa
Velarantany
Isam-ponina 11 694 000 mpo.
Hakitroka
Renivohitra Paris
Ben'ny faritany {{{ben'ny faritany}}}


Île-de-France (IDF) dia faritra frantsay isay isian'ny renivohitr'i Frantsa, Paris. Io faritany io no be mponina indrindra ary mamoa-karena indrindra ao Frantsa ary faritra mamoa-karena indrindra ao Eoropa.

Ao amin'ny tanàn-dehiben'i Paris no misy ny 90 isan-jaton'ny mponina ao IDF.