Jakob Amman

Avy amin'i Wikipedia
Jacob Amman

I Jacob Amman na Jakob Ammann dia iray amin' ireo mpitarika lehibe ny hetsika ara-pivavahana anabatista sy mpanorina ny hetsika amisy izay nandroso tao Sainte-Marie-aux-Mines (any Frantsa) nanomboka tamin' ny taona 1696 talohan’ ny niparitahan’ izy ireo, indrindra fa tany Amerika Avaratra taorian' ny didy nandroahana ny Anabatista tao Alsace tamin’ ny taona 1712. Teraka tamin' ny 12 Febroary 1644 (?) tao Erlenbach im Simmental izy ary maty talohan' ny taona 1730, angamba tany Zellwiller any Alsace.