Jerôma avy any Stridona

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Jérôme de Stridon)
Hanketo: Fikarohana, karohy
Jerôma avy any Stridona
Jacques Blanchard 001.jpg
Ankapobeny
Anarana Jerôma avy any Stridona
Teraka Tokony 342
Maty 30 Septambra 420
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Roma Taloha
Asa :
Fiainana manokana

I Jerôma avy any Stridona na Hieronimo avy any Stridona dia mpanao asa soratra, mpanoratra mizaka ny zom-pirenen'i Roma Taloha teraka tamin'ny taona 342 ary maty ny 30 Septambra 420. Izy no nandika ny Baiboly amin'ny teny latina atao hoe Volgata (latina: Vulgata).

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

  • Ao amin'i Freebase: [1]
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.