Hrodna
Fiseho
53°41′N 23°50′E / 53.683°N 23.833°E
| Hrodna | ||
| Velarantany | 142 km2 | |
| Haavo | ||
| Isan'ny mponina | 370,919 | |
| Renivohitra | - | |
| Ben'ny tanàna | ||
| Firenena | ||
| Fanjakana | ||
| Faritany | ||
| Faritra | ||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | Hrodna | |

I Hrodna (belarosiana Гродна - Hrodna; Poloney: Grodno, Litoanianina: Gardinas) dia tanàna ao Belarosia izay misy mponina 370.919 eo ho eo. Eo amin’ny Memel (Nyemen) no misy azy io, eo akaikin’ny sisin-tany telozoro miaraka amin’i Polonia sy Litoania.
Nanomboka tamin’ny 1919 ka hatramin’ny 1939, dia an’i Polonina i Hrodna ary nanana mponina maro an’isa miteny poloney. Noho ny fifindran'i Polonina miankandrefana nampiharin'i Stalin, dia nianjera tamin'ny Firaisana Sovietika ilay tanàna
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Hrodna |
