Homberto any Silva Kandida

Avy amin'i Wikipedia
Homberto any Silva Kandida

I Homberto any Silva Kandida dia moanina ao amin' ny abey benediktinan' i Moyenmoutier ao amin' ny faritra Vosges. Atao hoe Humbert de Moyenmoutier izy amin' ny teny frantsay fa Humbertus Burgundus na Humbertus de Silva Candida izy amin' ny teny latina.

Teraka tamin' ny taona 1000 teo ho eo i Homberto. Nantsoina hiasa any Rôma izy taorian' ny fifidianana ny ny evekan' i Toul, Brunon de Dabo-Eguisheim, zana-drahalahin' ny emperoran' i Alemaina, ho papa tamin' ny taona 1049, izay nitondra ny anarana hoe Leô IX. Nandray anjara tamin' ny Fisaraham-bazana Lehibe teo amin' ny Fiangonana Tatsinanana sy Tandrefana izy. Maty tany Rôma izy tamin' ny 5 Mey 1061.